en-NL
TEKINIKA FAMORONANA TONONKALO SY TANTARA FORONINA

TEKINIKA FAMORONANA TONONKALO SY TANTARA FORONINA

RANARIVELO Rufin
Language: French
eBook (EPUB)
€10.00
€10.00

Synopsis

Ary ny firenena manana ny Teniny ho TENY RENY, TENY VELONA dia manana ny Rarinteniny manokana ho azy toy ny Rarinteny frantsay (versification française), Rarinteny anglisy (versification anglaise) sns...raha tsy hiresaka poezia na kalo. Koa isika malagasy, manana ny Tenintsika, Teny reny, Teny velona..., nahoana moa no tsy manana ny Rarinteny Fenitra malagasy (Versification classique malagasy) sy Tantara foronina Fenitra Maoderina? Ary izay no antom-pisian' ITY BOKY ITY : DINGANA IHANY NANANGONANA IREO AMPAHANA TAHIRIN-KEVITRY NY MPANORATRA NOZARAINA TENY AMIN'NY TAMBAJOTRA SERASERA, AMPAHANY IZAY "VOARAMBIN'NY TANANA " IHANY mikasika mivantana ny TEKINIKA FAMORONANA SORAKANTO navondrona ho BOKY FIANARANA SY APETRAKA HO DINGANA IHOARAN'IREO ZANDRY AO AFARA. Les nations qui considèrent leur langue comme une langue maternelle, une langue vivante, possèdent chacune leur propre versification, comme la versification française, la versification anglaise, etc., sans même parler de la poésie ou du chant. Ainsi, nous les Malgaches, qui avons notre langue, notre langue maternelle, notre langue vivante… pourquoi n’aurions-nous pas, nous aussi, une versification classique malgache

About RANARIVELO Rufin

RANARIVELO Rufin Auteurs et compositeurs d'œuvres littéraires Je vous remercie de votre visite Cordialement

Product specifications

BindingeBook (EPUB)
LanguageFrench
Publishing dateTuesday, 10 February 2026
Edition1
AuthorRANARIVELO Rufin
CategoryLiterature > Poetry